Dikan'ny teny : miadonadona
Hampiditra dikany hafa
(adonadona) p, t,: Miseho miavonavona a. min'ny fandeha. ? M,h,: Mianjonanjona, miandranandrana. ? M.h.: Mingadongadona, migadogadona. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha