Dikan'ny teny : meloka
Hampiditra dikany hafa
(heloka) P.t.: Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka, ? h,o,: Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka, - F,-p,: Melo-batana: enti. milaza olona tsy nanan-ka. disoana akory fa ny tena. beny no meloka; tsy mahi. tsy, / Melo.baua: diso noho ny teny natao, / Melo-konina: enti-milaza zavatrameloka somary toa mifaingoka. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha