Dikan'ny teny : mazàna
Hampiditra dikany hafa
1.
Mazana (hazana) p.t.: Entimilaza tany maina be ka mafy tsy laitran'ny angady: Tany mahavokatra ny tany mazana - Sarotra atao izaitsizy: Mazana ito raharaha ito. Tsy azo ifanarahana. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
2.
p. mt,: Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha