Dikan'ny teny : masombika

Hampiditra dikany hafa
a.: Anaram-poko anankiray avy tany Mozambika fahiny tafiditra ary tafaharo amin'ny Malagasy eto Madagasikara; Makoa. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067