Dikan'ny teny : maso

Hampiditra dikany hafa
a.: Fitaovan'ny vatana mijery, ny fijerena: Sarobidy ny maso fa raha :samba tsy mahita ny hasoan'ny zavaboary. ? h.o.: Ny votoatinjavatra, ny fotopototry ny zavatra iray: Miteny fahantram ianao; ooakasikao in. drindra ny mason'ny faha_ uoazantsika, 1 Fikezahana filofosana manao zavatra (ft. niavian'ny hoe mimaso, imasoana, fimasoana). 1 tif: Masoina, voamaso / mimaso, fimaso, mpimaso / imasoana, fimasoana / mahamaso / masomaso. ~ F.-p,: Baholy maso: bebe maso mahafinaritra. / Be maso: mana-maso makadiry. ? h,i.: Ilazana ny rary tsihy na ny sobika izay vaventy ny mason-drary fa tsy mihaika tsara. J Malemy maso: malefa-pijery. / Masom.boauahiny: ny tena izy amin'ny resaka fa tsy afinafenina. / Masom-boanjony: ny tena zanaka nateraka fa tsy ny zafikely na vinanto. / Masom.by, masom-bola, masom-barahina: enti-milaza vy na volafotsy na varahina vita boribory ohatra ny peratra. / Ma. som-boly: jar. Masomboly. I Mason'andro anio: ny andro itenenana, enti-milaza indrindra fa manomboka amin' io fotoana / Mason'antitra: toemaso na fahitana efa mihena noho ny halehiben' ny tanna, / Mason'antsy: ny ilany maranitra mandidy aamin'ny antsy (mifanohitra amin'ny antsetra). / Maso n. dandy: volo kely hita eo ambony lohan'ny bibin-dandy. / Mason.drano: ny lalan'ny rano. ? h.o.: Ny lahimatoa tokony handimby ny ray. / Mason.drary: ireo efitrefitra kely madinika amin'ny tsihy. / Mason-jokiny der, mason'antitra). / Mason'ony: ny lalan'ny ony, / Masontantely: ireo lavaka kely maromaro amin'ny tranon-tantely. / Mason-tsokina: entimilaza ny fananana kelin'ny tena ka ampiasaina amin'izay tokony ho vitany. / Ny masony: ny tena ventin-javatra, ny maha-izy azy. / Maty maso: entina hilazana ny voan-javamaniry nambolena ka tsy naniry fa maty. 1 h. o,: Lany tamingana. / V?lo_ maso: ilazana olona manampandimby afaka hanohy ny raharaha nataony na na.. tombonY, / Mamelo-maso: manohy ny taranaka. 1 h,i,: Mandimby olona. / Mangata-maso: tsy sahy miteny fa ny maso no apitrapitra toa mitalaho mafy. / Maso mahita vola: enti-milaza olona voatarika hivarotra na dia mora aza ? noho ny fahltany ny vola efa eny an-tanan' ilay mpividy. I Mihata-maso: enti-milaza zavatra toY ny vato amin'ny rarivato na ny miefitrefitra amin'ny tsihy, izay hita mihataka be na mi. saraka, / Ro be maso: ro be menaka misomidika, / Tsisy maso: ilazana ny olona lokilokin'ny hehy izaitsizy ka hifotrifotra mila tsy ho hita ny masony. / Sakay sy maso: olona mifandrafy izaitsizy, / Maso voa sakay: fay ka tsy te hamerina intsony. * Ohab.: Mason-tsohina ka ny kely ananana no ahiratra (jer. mason.tsokina), / Maso didy halan-tsetroka: enti-milaza ny maso miraikitra no-ho ny aretina ka mangirifi. ry raha vao voan'nY setroka. ? h,o.: Bazana ny mahantra izay sahirana ers> raha vao misy mahazo azy. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067