Dikan'ny teny : masera
Hampiditra dikany hafa
(fr. ma soeur) a: Vehivavy manokan-tena ho an' Andriamanitra ka tsy manambady ary tsy mikarama fa mivelona ao anaty fikambanana, misahana fampianarana, fitsaboana; relijiozy vehivavy. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha