Dikan'ny teny : marolongo
Hampiditra dikany hafa
a.: Karazam-bibilava hafa kely fa maromaro izy no miray lavaka ka raha misy mamono ny iray aminy dia mivoaka daholo izy rehetra manaraka an'ilay na-mono ny namany; somary volombatolalaka i misoratra fotsy ny volony. (Anarany hafa: Marorazana na Maroandavaka). Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha