Dikan'ny teny : marisika
Hampiditra dikany hafa
(riaika) p.t.: Mazoto hanao zavatra, mavitrika, mahery fo: Marisika amin' ny fianarana ny zanaho, 1 Finaritra amin'ny zavatra iray, mandray ardara amin' ny zavatra iray: Tsy mariai. ha ny hipetraka any ambani. uohitra lzy. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha