Dikan'ny teny : maranitra
Hampiditra dikany hafa
(ranitra) p.t.: Manify dia manify ka mahadidy sy mahatapaka: Maranitra kokoa ny hareza noho ny an- tsy. 1 Mitsilotsilo loha: Fan- tsika maranitra omena ahy fa dombo loatra ity /1 M h: Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha