Dikan'ny teny : mantsy

Hampiditra dikany hafa
1. Miantso, miteny an-dRanona: Hoy, hono ianao tamin-dRasoa mantsy, ahy: "Olona mpamitaka iny"; marina ve izany? Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
2. Jer. Manko. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074