Dikan'ny teny : mantsasaka
Hampiditra dikany hafa
(antsasaka) p.t.: Enti-milaza anana na voankazo mialina andro ka tonga vonivony, manomboka ho simba, efa madiva ho lo. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha