Dikan'ny teny : manoro
Hampiditra dikany hafa
1.
(toro) mt, p, (mano. roa): Manondro: Iza aminareo no hanoro ahy ny lalana manhany an.tsena, ? Mampahafantatra, milaza: Adidinao ny manoro izay tokony hataon'ireo zaza ireo, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
2.
(noro) mt, s.: Mann-me hafaliana, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
Hametraka hevitra
Midira aloha