Dikan'ny teny : manorisory

Hampiditra dikany hafa
(sory) mt, p. (ma. norisoria): Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mi. hitsy izany tabataba ataon' ny ankizy izany. + Manao fzay hahasosotra ny hafa: A tsaharo io fanaonao io fa ma. norisory ny mpampianatra, + Mampahory, mampijaly: Ta n. dremo ny manorisory ny zandrin'ialahy a! Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078