Dikan'ny teny : manorika

Hampiditra dikany hafa
(tsoriha) mt, s.: Mikoriana manaraka ny rindrina na ny ivelan'ny zavatra iray: Nanoriha nanaraha ny takolany ny ranomasonY, Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008