Dikan'ny teny : manontona

Hampiditra dikany hafa
1. (tontona) mt, p. (manont?na): Mikapoka na mandona amin-javatra: Manontona ny lamba sasana. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)
2. a,: Karazan-javamaniry toy ny Ramilamina. Ahitsio
(10/03/2017 20:44 - Nampidirin'i hery)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076