Dikan'ny teny : manongilana
Hampiditra dikany hafa
(tongilana) mt. P. (manongilàna): Mampirona, mampiraika: Manongilana ny siny, • Manondrika: Manon. gltana ny loha, - F.-p,: Manongilan-tsofina: mihaino tsara, mampandry sofina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha