Dikan'ny teny : manomboka

Hampiditra dikany hafa
1. (tomboka) mt, p, (manombbha): Manisy mari-ka amin'ny vy mahamay, mitetika:Misy olona manomboka ny tarehiny any Afrika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (tomboka) mt. P. (manombdha): Manao ny fY-andohàny: Tamin'ny uaio a. ho no nanomboka ny enti. modiko, • Manao voalohany: Iza no nanomboka ady taminareo roa lahy? • mt. s.: Miandoha, tonga ny fiandohany: Manomboka sahady lahy ny fahavaratra! ¶ M,h,: Manao satrany, misantatra, manantatra, mitokana, manandrana, mamaky lay, misava ranon'ando, manintsana avido, mamaky tantana mamaky sarona, miala faditra ahitra, miala kopako. paka, mamari-body, tonga dia vavany, mitarika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095