Dikan'ny teny : manomba
Hampiditra dikany hafa
(omba) mt, p, (manombd): Mandrakotra misakobona amin'ny lam'ba na ny elatra: Manomba ny zanany na reniakoho. ? Miaro: Manomba antsika ny fitahian'Andriamanitra,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha