Dikan'ny teny : manodina

Hampiditra dikany hafa
(hodina) mt, P. (ma. nodfna): Mahatonga hihodina: Iza no nanodina ity mi. lina ity? ? Mampiova: Nisy nanodina ny lohan'ity touo_ lahy ity, ? Manasitily: Manodina divay ho toaka, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068