Dikan'ny teny : mankahery

Hampiditra dikany hafa
(hery) mt.p. (mankahereza): Manome tanjaka ara-tsaina sy am-panahy indrindra: Mankahery ny fanahy ny fivavahana. / Tsy nitsahatra nankahery ny uadiny narary Lay, 1 Mamporisika: Mankahery anay amin' ny ataonay lzao fanatrehanao fzao, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0277