Dikan'ny teny : manjonitra
Hampiditra dikany hafa
(jonitra) p.t.: Mampiseho endrika malahelo ary malai-mihetsika; mitakoko toa marary noho ny alahelo: Lasa reniny ka manJonitra Ikoto,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha