Dikan'ny teny : manjepizepy

Hampiditra dikany hafa
(zepizepy) p,t; Tondraka ary feno morona, mangeniheny: Nanjepizepy ny rano tamin'ny faritra a. tsimo iny taorian'ilay orana nikija nandritra ny herinan. dro, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075