Dikan'ny teny : manjaka

Hampiditra dikany hafa
1. (zaka) mt, p, (manjakd): Mitondra mifehy, mandidy, manapaka: Manjaka amim-pahendrena io filoha vaovao io. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (jaka) mt, s, (mania. ka): Manome, manolotra jaka, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014