Dikan'ny teny : manirikiry

Hampiditra dikany hafa
1. Mànirikiry (kirikiry) mt, p, (manirikiriza): Minia mandà ny hevitr'olona iresahana mba hanorisorena azy: Tsy ta handray an-dRangahy io aho fa tsy manao afa-tsy ny manirikiry ahy izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. na Manakirikiry (kiry) mt. p, (manakirikiriza): Mahatonga ho kirina, manorisory. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0171