Dikan'ny teny : maniotsioka
Hampiditra dikany hafa
(tsioka) mt, s.: Mifofo malefaka (rivotra). 1 Enti-milaza ny nify marary kely, toa misy mangatsiatsiaka marary anY anatinY any.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha