Dikan'ny teny : manintsy
Hampiditra dikany hafa
1.
manintsy:tenim_paritra milaza hatsiaka,
Manintsy be ny andro androany ity Ahitsio
(12/07/2016 17:14 - Nampidirin'i noelson andrianiaina)
2.
Filazana hatsiaka
Mangatsiaka be ny andro androany/manintsy be ny andro androany Ahitsio
(12/07/2016 17:16 - Nampidirin'i noelson andrianiaina)
Hametraka hevitra
Midira aloha