Dikan'ny teny : maninta
Hampiditra dikany hafa
(sinta) mt, s.: Maharary noho ny asa mamizana mafy natao na noho ny fibatana enta-mavesatra: Manin. ta ny lamosiko noho ilay fitaomana birikin.dry Dadatoa omaly,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha