Dikan'ny teny : manindao
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Halavan-drefy hatreo amin'ny loha tondro havia ka hatramin'nY soroka havanana (mitovy amin' ny dimanjehy ary manakaiky ny iray metatra vazaha).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(indao) mt. p. (ma. nindaosa): Mitondra homba ny tena, mifaoka, mipaoka: Auy ny riuotra dia nanindao ny tafon'ny tranonay, * F,-p,: Manindao ilany: tsy mitondra afa-tsy ny antsasany, ny ilany, I Manindao sidina: tsy mahavoa, mivaona, * h,o,: Manadino ny antsasaky ny hafatra nomena azy, / Ny loka manindao ny harena: mahafongo-pananana ny loka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha