Dikan'ny teny : manihy
Hampiditra dikany hafa
(hihy) mt, (manihisa): Mikiky (hazo); manala ny hodi.malemy (mangahazo); manala ny voany amin' ny babin-katsaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha