Dikan'ny teny : mangingina

Hampiditra dikany hafa
(gina) p.t.: Tsy andrenesana tabataba: Mangingina ny tanàna fa fotoana fakan'ny mpianatra andro izao, • Mandeha, mitoetra, mitokana irery: Mijanbna re fa mangingtna ny zandrinao, • Tsy fantatr'olona: Mbola zavatra mangingtna izany fa aza aely. • p. mt.: Irery, manokana: Efa niresahako mangingina momba izany izy, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0338