Dikan'ny teny : mangina

Hampiditra dikany hafa
(gina) mt. s. (mangina): Tsy miteny: Taorian' izay teny izay Lay dia nangina ary nipetraka. • Mitsahatra mitomany: Norotslrotslna t Baotiana vao nangina. ? Tsy misy tabataba, tsy andrenesana tabataba: Mangina ety ambanivohitra lzany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0086