Dikan'ny teny : mangidihidy
Hampiditra dikany hafa
(hidihidy) p.t.: Mahamaimay ny hoditra ka maniry ny hohaotraorina: Mangidihidy ny lamosiko fa haotraory kely. • h,o.: Maniry mafy ta hanao zavatra: Mangidihidy ta handihy ny tongotro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha