Dikan'ny teny : mangetrika
Hampiditra dikany hafa
Mangetriketrika (hetrika) mt. s.: Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetriketrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka. ? Midanika izaitsizy: Mangetriketrika izany ny hafanana • Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetriketrika ny lazan'io mpitari-tafiha io.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha