Dikan'ny teny : mangeokeoka
Hampiditra dikany hafa
Mangeoka (heoka) p. t.: Enti-milaza ny tan-da maimaina ka mangagàka noho ny tsiron-javatra nohanina izay mafaitra na mafaraka ka toa mangidingidy ny tenda: Mangeokeoka ny tendako rehefa mihinana io uoankazo io aho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha