Dikan'ny teny : manganihany
Hampiditra dikany hafa
(hanihany) p.t.: Mangirangirana, manganohano: Ohatrinona no niuidiananao ireto kaopy manganihany ireto? ? Efa madiva ho potsitra: Manganihany ny vay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha