Dikan'ny teny : mangalatra
Hampiditra dikany hafa
(halatra) mt. p. (mangalara): Maka ny tsy an'ny tena: Fahotana ny mangalatra - F.-p.: Mangala-dia: mandeha misokosoko tsy misy fierana. f Mangala-p?ery: mody tsy mahita nefa mitodika manarangarana mijery, mijery vilana, tsy mijery mahitsy tsara fa mijery sompirana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha