Dikan'ny teny : mangaina
Hampiditra dikany hafa
1.
(manga) mt ih.: A-tao tonga manga.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(gaina) mt p.: Diso fanantenana: Nangaina aho fa very ilay vola nianteheraho. • Foana tsy misy mipetraka, monina: Mangaina ity trano it? izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha