Dikan'ny teny : mangafoka

Hampiditra dikany hafa
p.t.: Maimaina kely rano. 1 Tsy mifatratra tsara fa mibohabohaka. 1 Makafoka. 1 Mararirary toa maimaina ny ambavafo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069