Dikan'ny teny : mangady
Hampiditra dikany hafa
(hady) mt.p. (mangadia): Mandoaka, mitrandraka amin'ny angady, nefa tsy fiteny firy intsony izy io, fa soloana ity manaraka it?: mihady.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha