Dikan'ny teny : manetry

Hampiditra dikany hafa
1. (etry) mt. p. (manetre): Mahatonga hidina, mandetsy: Manetry ny tany ny ranonorana. - F.-p.: Manetry tena: tsy tia manambony tena, manambany tena. ΒΆ M.h.: Manetry tena, mietry tena, manao tsinontsinona ny tena, manambany te-na, manivaiva tena, manaratsy tena, manaratsy tena toa omby hantsika, mivazina, manavazin-tena. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (setry) mt. p. (manetre): Mamaly. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0237