Dikan'ny teny : manesika

Hampiditra dikany hafa
(sesika) mt. p. (maneseha): Manosika zavatra an-detrezana mba hiditra ao anaty zavatra hafa ixay: Manesika hanina zazakely. 1 Manisy sesika: Manesika om dana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0215