Dikan'ny teny : manenona
Hampiditra dikany hafa
(tenona) mt.p. (manenbma): Manao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana sy mitsi- Ma valana: Ny uehivauy taloha saika nahay nanenona daholo. Teny misy ifandraisany: Ma-moly, mamorovoro, manantsody, manalo, manira, mahandro, maneza, manantsody fanindroany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha