Dikan'ny teny : manenjana
Hampiditra dikany hafa
(henjana) mt. p. (manenjàna): Manao izay tsy hampilefitra, maninjitra: Manenjana kofehy. ? Manohitra: Sahy nanenjana tamiko izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha