Dikan'ny teny : manenika
Hampiditra dikany hafa
(henika) mt s.: Manerana: Manenika an'izao tontolo izao Andriamanitra. • Mameno: Manenika ny foko ny hafaliana. • Mandrakotra: Manenika ny tanety ny valala.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha