Dikan'ny teny : manendrihendry

Hampiditra dikany hafa
(hendrihendry) mt. p.: Mitily, mitady haka zavatra raha vao tsy misy mahita. • Mitovy tarehy amin'ny...: Manendrihendry ny reniny iJaona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1026