Dikan'ny teny : manempotra

Hampiditra dikany hafa
(sempotra) mt. p. (manempora): Mahatonga ho tsy avy miaina noho ny tsy fisian'ny rivotra, na ny hafanana, na ny fibosesiky ny rivotra be loatra: Vonoy izao afon-kitay lena izao fa manempotra. ? Mandentika ao anaty fahasahiranana: Mbola manempotra mafy ny fanjakana izao ny fampijoroana ny fokonolona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0891