Dikan'ny teny : manelingelina
Hampiditra dikany hafa
(helingelina) mt. p. (manelingelena): Mahasosotra, manorisory amin'ny fivezivezena manerantserana ny tena, misalovandovana: Manelingelina ahy ireo zaza ireo. 1 Mampihahakaha-kevitra; mahatonga ny sains tsy hitombina: Manelingelina ahy izany feon-dakolosy izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha