Dikan'ny teny : maneho
Hampiditra dikany hafa
(seho) mt. P. (manehoa): Mamboraka mba ho hi-ta, mampiseho (raha zavatra ara-tsaina na ara-panahy no lazaina): Maneho fahendrena izany fihetsika izany. / Tonga izahay, tompoko, haneho fiaraha-miory aminareo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha