Dikan'ny teny : mandrindra
Hampiditra dikany hafa
(rindra) mt. p. (mandrindrĂ ): Mandahatra, mandamina, mandanto:Mandrindra ny fandaharam-potoana. ~ Mampifanaraka, mamitrana: Mandrindra ny fifankatiaoana
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha