Dikan'ny teny : mandrevo

Hampiditra dikany hafa
(revo) mt. Milentika ao anaty fotaka: Mandreuo izy ka uonjeo. ? Mora ilentehana azon'ny be fotaka: Mandreuo it? tany it?. 1 h.i,: Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin'izao fahavaratra izao. 1 h,o.: Manahirana aoka izany: Nandreuo iny adiko tamin-dRakoto iny. - E-p.: Fota-mandrevo: fotaka malemy miporetsika ka raha diavina dia difotra ny tongotra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0519